Dikan'ny teny : tsikoko

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Loto mitankosina amin'ny hoditra; tseroka. i t.i.f.: Tsikokoina. - F.-p.: Mihaingo ambony tsikoko: manao tsara izay hitan'ny maso fotsiny fa tsy miraharaha izay tsy hita. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel