Dikan'ny teny : tsikombakomba

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Teny ifanomezana miafina, tetika iraisana any an-takona: Nanao tsikombakomba ianareo roa lahy ka samy hosazina. ΒΆ M.h.: Kaomiberaka,komahay. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel