Dikan'ny teny : tsikonina

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Kilalao fanaon' ny ankizy taloha rehefa tonga ny fety lehibe toy ny fetim-pirenena: izy ireo no mahandro ny sakafony eny ankalamanjana, indraindray amin'ny vilany na fitaovana kely antonona azy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel