Dikan'ny teny : tsikovoka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Anaram-bibikely any anaty rano tahatahaka ny voangory ka lavalava boribory ny tenany sady voarakotra hoditra mafy, fa ny tongony aoriana no entiny mivoy rano. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel