Fandraisana
Fitadiavana
Fampidirana teny
Lisitra
Momba ny takelaka
Hiditra
Dikan'ny teny : tsiky
Hampiditra dikany vaovao
1
a.: Hehy somary mampihataka kely fotsiny ny tendro-molotra roa ka mampise- ho hamiranana na atao ho fa- koa aza ho fanesoana. - t.i.f.: Atsiky, tafatsiky 1 mitsiky, fitsiky, mpitsiky 1 itsikiana, fitsikiana / mahatsiky 1 tsikitsiky.
Ahitsio
Fitadiavana teny
Teny hotadiavina:
Submit
Cancel