Dikan'ny teny : tsilailay

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fivadibadika, fitsimbadimbadika amin'ny tany ohatra ny ataon'ny ankizy na ny biby sasany toy ny soavaly, ampondra, kisoa. i t.i.f.: Atsilailay, tafatsilailay / mitsilailay, fitsilailay, mpitsilailay / itsilailaizana, fitsilailaizana / mahatsilailay, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel