Dikan'ny teny : tsilaky

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Ahitra anaovana fisotro mahatonga ho sahisahy sy tsy ho menamena-poana. - F.-p,: Misotro tsilaky: vonona na sahy hanao zavatra tsy matahotahotra na menamenatra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel