Dikan'ny teny : tsiloina

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsilo) mt. ih. (tsiloy): Asiana tsilo: Tsiloy ity lalankely ity mba tsy handehanan'ny mpangalatra. • Apetaka amin'ny tsilo: Notsiloiny tamin'ny rindrina ilay sary. • p, t.: Misy tsilony: Biby tsiloina ny sokina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel