Dikan'ny teny : tsimatra

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Hombo apetaka amin'ny sobiky hahazoana mamatotra azy amin'ny bao filanjana. 1 Hombo vy mifaraingo atsatoka amin'ny tany ary manenjana ny lay: Tsima-day: izay atao koa hoe firambotra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel