Dikan'ny teny : tsimbalivaly

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Valim-bonoana. Ahitsio
2 a.: Teny ilazana fa misy ny valiny na setriny daholo izay atao: Tsimbalivaly ny fiainana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel