Dikan'ny teny : tsimbinina

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsimbina) mt. ih. (tsimbino): Karakaraina tsara, ahina fatratra: Notsimbininy ny asany ka nisondrotra haingana izy. ? Ampiana ary soavina: Tsimbino mandrakariva ny mahantra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel