Dikan'ny teny : tsimbotry

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Anarana orne-na ny valala adrisa mbola kely ka tsy tonga elatra fa man-'dady sy mitsipitsipika fotsfny amin'ny tany. * Ohab.: Tsimbotry niaraka ihany ka adrisa uao hifanary: entina hilazana olona nifankatia sy nifanampy fony samy kely — amin'ny lafin-kevitra rehetra — nefa nony lehibe toy ny tsy mifankahalala intsony. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel