Dikan'ny teny : tsimihety

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Anaram-poko lehibe monina amin'ny faritra latsaka anivon'ny tanin' ny Antankarana, avaratra; ny Betsimisaraka, atsinanana; ny Sihanaka, atsimo; ary ny Sakalava, andrefana; mihamiitatra miankandrefana ny Tsimihety; tanĂ n-dehibe: Mandritsara, Bealanana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel