Dikan'ny teny : tsimikatona

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Haban-tanana, firavaka fanao amin'ny hato-tanana izay tsy mihaona ny tendrony roa. ΒΆ M.h.: Fehin-tanana na haba, hidivava, hosina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel