Dikan'ny teny : tsimparifary

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Karazan'ahitra toy ny ahidratsy izay miara-maniry amin'ny vary: "Na hikambana sy hiray ka hivady aza isika, / Tsy hataon'ny olona toy ny tsimparifary sy ny ketsa, / ka mifankatia vao sarahiny?" (Haintenin'ny Ntaolo: Mba ta hanan-jara Rambolo). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel