Ampidiro aloha ny tenimiafina
Dikan'ny teny : tsimperifery
Hampiditra dikany hafa
a.: Zavamaniry masiatsiaka ny voany toy ny dipoavatra vahiny, izay atao koa hoe tsimahalatsaka.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra
Midira aloha