Dikan'ny teny : tsimpona

Hampiditra dikany vaovao
1 a,: Fakana zavatra tsy indray mandeha fa imbetsaka; fandraisana tsirairay hatrany; fantina; fifantenana zavatra, tsy fakana betsaka fa tokana hatrany. i t. t. f.: Tsimponina, atsimpona, voatsimpona 1 mitsimpona, fitsimpona, mpitsimpona 1 itsimponana, fitsimponana I mahatsimpona I tsimpontsimpona. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel