Dikan'ny teny : tsimponina

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsimpona) mt. ih. (tsimpony): Alains tsirairay: Notsimponiny ireo vakana niraraka tamin'ny tany. 1 Fantenana ka alaina tairairay: Tsimpony ny teny rehetra miafara amin'ny "tra" amin'io an-dalan-tsoratra io. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel