Dikan'ny teny : tsinana

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t.: Enti-milaza ny volana vao miandoha, vao miverina miseho ho hita indray, rehefa avy maty: Tsinana afak'omaly ny volana ka efa hita kely anio. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel