Dikan'ny teny : tsinanginangy

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Hasahiana be loatra, fidaondaom-bava: Tsy zaka leferina intsony ny tsinanginangin'io vehivavy io. - t.i.f.: Mitsinanginangy, fitsinanginangy, mpitsinanginangy / itsinanginanginana, fitsinanginangiana 1 mahatsinanginangy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel