Dikan'ny teny : tsinapaka

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsapaka) mt. ih. misy tsofoka in: Voatsapaka, tsapahina, idirana: Notsinapaky ny mpangalatra, ho-no, ny tranon-dry zareo ato avaratra. 1 Trabarana: Notsinapaky ny lefona ny tendan'ilay lambo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel