Dikan'ny teny : tsindraindray

Hampiditra dikany vaovao
1 p. mt.: Mahalana fa tsy misesy: Mba tonga mamangy anao aty ihany ve ny zanak'anabavinao? — Tonga tsindraindray izy. - F.-p.: Tsindraindray tadiavina: mahalana dia mahalana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel