Dikan'ny teny : tsindrano

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Karazam-balala any anaty rano izay mitomamotamo ny volony. * Ohab.: Tsindranolahy ankeniheny: ny tama-miray ihany no miray: ny mitovitovy toetra sy saina ihany no miaraka. ΒΆ M.h.: Izay miaraka amin'ny mpiasa dia mpiasa, izay miaraka amin' ny amboalambo dia amboalambo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel