Dikan'ny teny : tsindranolahy

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Vatan-dehilahy mahatoky ny Andria-na fahiny na tamin'ny tanjany na tamin'ny toetrany, ka nofidiny tamin'ny maro hiaro sy hiambina azy ary tsy nisaraka taminy mihitsy na taiza na taiza nalehany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel