Dikan'ny teny : tsindrantsindrana

Hampiditra dikany vaovao
1 ft.: Enti-milaza ny toe-javatra tsy milamina, somaradimbana, mikorontana toy ny volo mitsangantsangana, mitsibolobolo. 1 Fihetsika mipelipelika, tsy mahapetraka fa manketsy mankeroa noho ny tsy fahamaotinana. - t.i.f• : Atsindrantsindrana, tafatsindrantsindrana 1 mitsindrantsindrana, fitsindrantsindrana 1 itsindrantsindranana, fitsindrantsindranana 1 mahatsindrantsindrana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel