Dikan'ny teny : tsindretra

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Karazam-bibikely any anaty rano izay tonga angidina rehefa avy miofo fanindroany. (Toetra voalohany isehoan'ny angidina raha vao foy izany ny tsindretra alohan'ny hiofoany ho ondrindrano, izay hiofo ho te-na angidina). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel