Dikan'ny teny : tsindrimpeo

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fanindriana ny feo manokana eo am-panononana teny iray: lavitra. Misy efatra ny fiantsoana ny tsindrimpeo: renitsindrimpeo (tsindrimpeon'ilay reny teny farany: ankizy kely ma-ro); zanatsindrimpeo: ireo tsindrimpeo hafa; tsindrimpeo fototra (tsindrimpeompototeny: levona); tsindrimpeo am-panovanana na nikisaka: levonina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel