Dikan'ny teny : tsindroana

Hampiditra dikany vaovao
1 ft.: Fakana zavatra tsisy filaharana fa mbetika atsy mbetika aroa, tsiroaroa. - t.i.f.: Tsindroanina, voatsindroana 1 tsindroandroana 1 manatsindroandroana, fanatsindroandroana, mpanatsindroandroana 1 anatsindroandroanana, fanatsindmandroanana 1 mitsindroana, fitsindroana, mpitsindroana 1 itafndroandroanana, fitsindroandroanana f mahatsindroandroana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel