Dikan'ny teny : tsindroanina

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsindroana) mt. ih. (tsindroany): Alaina tsy misy filaharana, fidina alaina atsy alaina aroa: Tsy nalainy befahatany treo zavatra ireo fa notsindroaniny tetsy sy teroa. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel