Dikan'ny teny : tsindrohina

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsindroka) mt. ih. (tsindrohy): Tsaingohin' ny vorona amin'ny vavany: Notsindrohin'ny vorona ireo voan-katsaka raraka teo antokStany. • Raisina amin' ny tanana (hanina latsaka amin'ny tany): Aza tsindrohina ireo vatomamy ireo fa efa feno vouoka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel