Dikan'ny teny : tsindroka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Voan-javatra eny amin'ny tany tsaingohin'ny vorona amin'ny vavany; hanina latsaka amin'ny tany raisina amin'ny tanana. - t.i.f :Tsindrohina, atsindroka, voatsindroka j mitsindroka, fitsindroka, mpitsindroka 1 itsindrohana, fitsindrohana 1 mahatsindroka 1 mitsindrotsindroka I tsindrotsindroka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel