Dikan'ny teny : tsindrona

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fandoahana na famelezana amin'ny lohanjavatra maranitra: Ny tsindron'ny paingotra. • Fitsaboana amin'ny fampidirana ranom-panafody amin'ny te-na amin'ny alalan'ny fanjaitra misy loaka: Ny tsindrona no nahasitrana azy. - t.i.f.: Tsindronina, atsindrona, voatsindrona 1 manindrona, fanindrona, mpanindrona 1 anindronana, fanindronana 1 mitsindrona, fitsindrona, mpitsindrona 1 itsindronana, fitsindronana I mahatsindrona 1 tsindrontsindrona. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel