Dikan'ny teny : tsindronina

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsindrona) mt ih. (tsindrony): Loahana na asiana amin'ny lohan-javatra maranitra: Notsindronin'1-koto tamin'ny fitrebika ny omby ka nitroatra. 1 Trobahana amin'ny fanjaitra loaka fidiran'ny fanafody: Notsindronin'ny Dokotera ny zandrinay nanavy omaly. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel