Dikan'ny teny : tsingadina

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fianjerana, fahapotrahana, ka mikodia eny amin'ny tany mihitsy, - t.i.f.: Atsingadina, voatsingadina, tafatsingadina 1 manatsingadina, fanatsingadina, mpanatsingadina 1 anatsingadinana, fanatsingadinana 1 mitsingadina, fitsingadina, mpitsingadina I itsingadinana, fitsingadinanalmahatsingadina 1 tsingadingadina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel