Dikan'ny teny : tsingala

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Bibikely mivelona any anaty rano, mety hanaraka ny rano sotroina ka mahafaty raha voatelin'ny olona na biby. - t.i.f.: Tsingalahala, mitsingalahala 1 itsingalahalana, fitsingalahalana. * Ohab.: Aza manao tsingala mahalala ombin-tena: A-za miangatra ka ny sasany tiatiana sy asian-tsoa kokoa fa aoka samy hasiana soa daholo tsy misy avakavaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel