Dikan'ny teny : tsinganga

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Toetran'ny zavatra miainga na miakatra mitsangana ny ilany iray fa iva kosa ny ilany iray. - t.i.f.: Tsingangaina, atsinganga, voatsinganga, tafatsinganga / maninganga, manatsinganga, fanatsinganga, mpanatsinganga / anatsingangàna, fanatsingangàna 1 mitsinganga, fitsinganga 1 itsingangàna, fitsingangàna f mahatsinganga 1 tsinganganganga. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel