Dikan'ny teny : tsingarangadona

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Karazambalala vaventiventy volonkary matroka, fahita eny amin'ny tany be vato misy kotofohfn'ahitra na dombato, ka avy amin'izany no nahatonga ny anarany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel