Dikan'ny teny : tsingatotra

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Toetran'ny olona potraka ka miainga ny ilany vao mianjera; zavatra mianjera ka mitsingadina mankany an-damosina ny fidabony. 4 Atsingatotra, tafatsingatotra 1 manatsingatotra, fanatsingatotra, mpanatsingatotra 1 anatsingatorana, fanatsingatorana 1 mitsingatotra, fitsingatotra, mpitsingatotra 1 itsingatorana, fitsingatorana / mahatsingatotra f tsingatongatotra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel