Dikan'ny teny : tsingedana

Hampiditra dikany vaovao
1 ft.: Toetran'ny oiona mandry mivalampatra, mitsotra toy ny amalo-maty. 1 t.i.f.: Atsingedana, voatsingedana, tafatsingedana / manatsingedana, fanatsingedana, mpanatsingedana I anatsingedanana, fanatsingedanana 1 mitsingedana, fitsingedana, mpitsingedana / itsingedanana, fitsingedanana 1 mahatsingedana 1 tsingedangedana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel