Dikan'ny teny : tsingerina

Hampiditra dikany vaovao
1 ft.: Fiverenana eo amin'ny toerana nialana (filaza indrindra amin'ny masoandro, volana, fotoana). i t. z f.: Atsingerina, voatsingerina, tafatsingerina 1 manatsingerina, fanatsingerina, mpanatsingerina 1 anatsingerenana, fanatsingerenana 1 mitsingerina, fitsingerina, mpitsingerina 1 itsingerenana, fitsingerenana 1 mahatsingerinaj mitsingerhngerina 1 tsingeringerina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel