Dikan'ny teny : tsingilahila

Hampiditra dikany vaovao
1 ft.: Enti-milaza toetran'ny zavatra tsy marintoerana na tsy mahazo toerana tsara ka mivembena na mirondrona na koa toetran' ny olona misalasala, mkoahana, miahanahana. - t.i.f• : Atsingilahila, voatsingilahila, tafatsingilahila 1 manatsingilahila, fanatsingilahila, mpanatsingilahila 1 anatsingilahilana, fanatsingilahilana / mitsingilahila, fitsingi- lahila, mpitsingilahila I itsingilahilàna, fitsingilahilàna / mahatsingilahila. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel