Dikan'ny teny : tsingina

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fampitohizana vifotsy na fanampenana vifotsy loaka amin'ny firaka na zavatra hafa toy hy solohoto atao mahamay, 1 Tsinginana, atsingina, voatsingina I maningina, faningina, mpaningina / aninginana, faninginana / mitsingina, mahatsingina. Ahitsio
2 a.: Fandraisan-javatra amin'ny loha rantsan-tanana fotsiny. i Lit: Tsinginina, atsingina, voatsingina I mitsingina, fitsingina, mpitsingina I itsinginana, fitsinginana / mahatsingina f tsingintsingina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel