Fandraisana
Fitadiavana
Fampidirana teny
Lisitra
Momba ny takelaka
Hiditra
Dikan'ny teny : tsinginina
Hampiditra dikany vaovao
1
(tsingina) mt. ih. (tsingino): Raisina amin'ny loha rantsana fotsiny: Tsingino tsara ny takotra fa misy arina. 1 Akana pitiny kely: Tsingino amin'ny tananao ny sira atao amin'ny laoka.
Ahitsio
Fitadiavana teny
Teny hotadiavina:
Submit
Cancel