Dikan'ny teny : tsingoloka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Tsimbadika ka ny loha no lasa ambany ary ny tongotra kosa no lasa ambony; filam-baniny hikendrena hamelezana ny sasany. i t.i.f.: Atsingoloka, voatsingoloka, tafatsingoloka / manatsingoloka, fanatsingoloka, mpanatsingoloka / anatsingolohana, fanatsingolohana I maningoloka / mitsingoloka, fitsingoloka, mpitsingoloka / itsingolohana, fitsingolohana / mahatsingoloka / tsingolongoloka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel