Dikan'ny teny : tsingozahoza

Hampiditra dikany vaovao
1 p. t.: Reraka zara raha afa-mamindra. - t.i.f.: Mitsingozahoza, fitsingozahoza, mpitsingozahoza / itsingozahozana, fitsingozahozana / mahatsingozahoza. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel