Dikan'ny teny : tsingy

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Tendrony. - Tsingim-bato: vato mivohitra noho ny namany eny an-kavoana. / Tsingimbody: ilay nofo mivohitra sy mitokana kely toy ny kambo amin'ny vodiakoho na vodivorona. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel