Dikan'ny teny : tsininjo

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsinio) mt. ih. misy tsofoka in: Voatsinjo, tsinjovina, jerena avy lavitra: Notsininjony foana ny ombiny sao mitondraka. ? Ampiana: Notsininjony ny reniny efa antitra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel