Dikan'ny teny : tsinjaka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Tsambikimbikina. •Dihy rodobe: Miara-mandihy ny lehilahy sy ny vehivavy nefa tsy mifangaro akory na dia samy mihinjakinjaka aza fa miara-mihetsika aradalàna milamina, milanto. - t.i.f.: Tsinjahina, atsinjaka, tafatsfnjaka I mitsinjaka, fitsinjaka, mpitsinjaka I itsinjahana, fitsinjahana / mahatsinjaka I tsinjatsinjaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel