Dikan'ny teny : tsinjara

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fizarana zavatra hitsitokotoko, fizarana zavatra efa voasaratsaraka. ? Fivarotan-javatra mitsipotin ka fa tsy ambongadiny., - t.i.f.: Tsinjaraina, atsinjara, voatsinjara I maninjara, faninjara, mpaninjara / manatsinjara, fanatsinjaxa, mpanatsinjara / anatsinjarana, fanatsinjarana / mitsinjara, fitsinjara, mpitsinjara I itsinjarana, fitsinjarana / mahatsinjara. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel