Dikan'ny teny : tsinjo

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Sandra hita tsipalotra: Tsinjoko teny an-tsena Rakoto tamin'ilay maizim-bava vilany iny. ~ I{ita avy amin'ny toerana ambony: Tsinjoko erY an-dohasaha ny ondrinareo miraoka ahi-maitso. ? Tazana lavitra: Tsinjonao ve iry vato mandondona be iry? Any ambadik'iny no misy ny any aminay. - t.i.f.: Tsinjovina, atsinjo, voatsinjo, tsininjo / mitsinjo, fitsinjo, mpitsinjo / itsinjovana, fitsinjovana / mahatsinjo / tsinjotsinjo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel